IRAY IHANY NO TOMPONTSIKA


« Tsy misy olona mahay manompo tompo roa; fa ny anankiray ho halany ary ny anankiray ho tiany; na ny anankiray hombany, ary ny anankiray ho hamavoiny. Tsy mahay manompo an’Andriamanitra sy Mamona hianareo. » Matio 6:24

Jehovah Ray efa namorona ny olombelona tahaka ny endriny. Mampiseho ny fitiavany izany. Tsy izany ihany fa nataony ho mpanjaka amin’ny zava-boahary mihitsy izy. Maharesy lahatra anefa ny hatsaran’ny zava-boahary nataon’Andriamanitra. Na ny voninkazo, izay tsara loko, na ny voromanidina izay tsy mba mamboly na mijinja dia mahagaga ny fahavelomany. Tsy misy Andriamanitra tahaka ny an’i Jehovah Andriamanitra: hoy Izy hoe, Jehovah Andriamanintsika dia Jehovah iray ihany. Koa izay andriamanitra hafa dia tsy Andriamanitra. Ny devoly dia misandoka ho tompon’ny zavatra rehetra. Fa ny tena tompony dia Jehovah ihany. Mila misafidy isika: na hanompo an’i Jehovah, na hanompo ny devoly. Tsy afaka manompo tompo roa isika. Andeha isika hanapa-kevitra hanompo an’i Jehovah dia handova ny fiainana mandrakizay, aoka isika tsy hampanjaka ny nofo fa izany no manohitra ny Fanahy. Jesosy Kristy Tompo hampahery anao.

Feon’ny Filazantsara
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmad@blueline.mg
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.

Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :