Fiaraha-miombon’antoka Fiangonana/Feon’ny Filazantsara :


Seminera Fampiofanana “Fampitaovana ny olona masina”

Tontosa soa aman-tsara ny 15, 16 Septambra 2016 teo ny Seminera Fampiofanana “Fampitaovana ny olona masina” voalohany ho an’ny taom-piasana 2016/2017, teny amin’ny FLM Ankazobe Finoana, Fileovana Ambatovinaky, SPAnta. Mpiofana 17 avy amin’ny Fiangonana 6 (ao anatin’ny Fitandremana Ankazobe) no nandray anjara tamin’ny fampiofanana. Pastora, Andrianatoandro Léon Fidèle, Mpitondra Fitandremana Ankazobe sy Pastora Andriamihajasoa Fidson, mpitondra ny Fiangonana Kiangara moa no nitondra ny Tenin’Andriamanitra tamin’ny fotoam-pivavahana fanombohana sy famaranana, no sady nandray anjara feno tamin’ny fifampizaràna traikefa nandritra ny roa andro nampiofanana. Natao indrindra hanampy ny Fiangonana amin’ny asa Fitoriana izay antom-pisiany ity Fampiofanana karakarain’ny Feon’ny Filazantsara ity. Manantena sy mitondra am-bavaka ny roa tonta “mpiara-miobon’antoka” mba hitondra vokatra tsara ho an’ny asa Fitoriana ny Filazantsara ny fampiofanana izay notanterahina.

dsc_0262 dsc_0295
Pastora, Andrianatoandro Léon Fidèle, Mpitondra Fitandremana Ankazobe
dsc_0410 dsc_0328
Atoa Andriamanjaka Daniel, Talen’ny Feon’ny Filazantsara
dsc_0309 dsc_0384
Pastora Andriamihajasoa Fidson, mpitondra ny Fiangonana Kiangara
dsc_0332 dsc_0472
dsc_0313 dsc_0452
dsc_0359 dsc_0361
dsc_0393 dsc_0397
dsc_0430 dsc_0420
dsc_0527 dsc_0517

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: