Fandefasana horonan-tsarimihetsika


Mitarika ny olona ho ao amin’ny Fiangonana

Mikendry mandrakariva ny hitarika olona maro ho ao amin’ny Fiangonana ny Feon’ny Filazantsara (FF). Anisan’ny fitaovana mahomby hahatratrana izany ny fandefasana horonan-tsarimihetsika. Koa dia nohararaotina nandritra ny fanatanterahana ny fampiofanana “Fampitaovana ny olona masina” izay natao tany amin’ny FLM Ankazobe ny 15 Septambra 2016 hariva ny nanasa ny olona rehetra tsy an-kanavaka hijery ny horonan-tsarimihetsika mitondra ny lohateny “Jesosy”. Izay natao indrindra ho fampahafantarana sy ho fampahatsiahivana ny Asa fanavotana nataon’I Jesosy ho antsika mpanota. Maro ireo tonga namaly ny antso ka nandray ny hafatra lehibe avy amin’ny Baiboly.

dsc_0370 ????????????????????????????????????

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: