Fihaonan’ireo mpiara-miasa an-tsitrapo “Volontaire” FF


Fampahafantarana ny Tale vaovaon’ny Feon’ny Filazantsara

Ny 17 Septambra 2016 dia nihaona teto amin’ny Foibe Feon’ny Filazantsara Ampandrana ireo mpiara-miasa an-tsitrapo rehetra “volontaires” eto amin’ny faritra Antananarivo sy ny manodidina. Fotoana izay nahampahafantarana azy ireo ny Talen’ny feon’ny Filazantsara vavao, Atoa Andriamanjaka Daniel. Fihaonana fanindroany ao anatin’ny taona izay natao indrindra koa hisaorana sy hankasitrahana azy ireo amin’ny fanoloran-tenany eo amin’ny fampielezana ny tenin’Andriamanitra isan-toerana (Fiangonana, Sekoly, Fikambanana …). Nisy moa ireo “volontaire” roa izay notolorana marim-pakasitrahana manokana noho ny ezaka lehibe vitany teo amin’ny fampielezana ny “Fampianarana Soratra Masina Ifandraisana” iandraiketany tao anatin’ny enim-bolana farany. Nifanandrify tamin’ny fandalovan’Atoa Eric Gates Talem-paritry Afrika sy Moyent Orient moa io fotoana io koa dia nisy ny fisaorany ny rehetra. Nahatratra 65 ireo “volontaires” tonga nanatrika ny fotoana.

???????????????????????????????????? dsc_0734
???????????????????????????????????? ????????????????????????????????????
Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :