MIRAIKITRA AMIN’NY RAZANTSIKA NY FITIAVAN’ANDRIAMANITRA


“Kanefa ny razanao no niraiketan’ny fitiavan’i Jehovah, ka nifidy anareo zanany mandimby azy Izy mihoatra noho ny firenena rehetra, tahaka ny amin’izao anio izao. Koa forao ny fonareo, fa aza mafy hatoka intsony hianareo.” Deotornomia 10:15-16

Andriamanitra nanafaka ny olony izay nitaraina taminy andro aman-alina. Hita teo amin’ny fianan’ny olony ny fifaliana noho ny fanavotana nataon’Andriamanitra. Nefa nivadika tamin’I Jehovah ny olony rehefa nitranga ny fizahan-toetra. Nitady andriamani-kafa izy hamonjy azy. Tezitra Jehovah noho ny tsy fahatokian’ny olony Azy. Rehefa nahatsiaro ny hiverina tamin’i Jehovah anefa izy ireo dia namela ny helony ihany Andriamanitra. Niraiketan’ny fitiavan’Andriamanitra ny razan’izy ireo, ary nahatonga Azy hifidy ireto zanaka mandimby azy mihoatra noho ny firenena rehetra, tahaka izao anio izao. Hoy ny tenin’i Jehovah: “forao ny fonareo ary aza mafy hatoka intsony!” (ny famorana ny fo dia ny fanalàna ny loto tsy ankasitrahan’Andriamanitra) Tian’Andriamanitra hiverina Aminy ny olony ka tsy hampirafy Azy amin’Andriamanin’kafa. Manimba ny fiainantsika ny fahamafisana hatoka. Voakasik’izany isika izay mamaky izao Teny izao. Ny Tompo hampahery anao.

Feon’ny Filazantsara
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmad@blueline.mg
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: