NY FAMELAN-KELOKA


« Matokia anaka, voavela ny helokao. » Matio 9:2b

Teny nataon’i Jesosy tamin’ilay mararin’ny paralisisa. Ny fandikantsika olombelona ny lalàna no mahatonga antsika hahazo fanamelohana. Ary ny fahotantsika no mampisaraka antsika amin’Andriamanitra. « Izaho efa nandevona ny fahadisoanao tahaka ny fandevona ny zavona, ary ny fahotanao tahaka ny rahona. » (Isaia 44:22) Andriamanitra no mandray andraikitra mamela heloka sy manatona ny olona araka izay voalaza eo amin’io teny io. Jesosy, Ilay Zanak’Andriamanitra no tonga nofo ka nanolotra ny ainy ahazoantsika famelankeloka. Nanasitrana ilay mararin’ny paralisisa Jesosy mba ho fantatr’ireo tsy mino fa manam-pahefana eto ambonin’ny tany hamela heloka Izy. Raiki-tahotra anefa ny vahoaka raha nahita ny mararin’ny paralisisa nitsangana noho ny nataon’i Jesosy hoe: mitsangàna, betao ny fandrianao. Faly Andriamanitra rehefa mibebaka isika. Hoy Izy: »Koa miverena amiko, fa efa nanavotra anao Aho. » Isaia 44:22b. Miandry anao Jesosy. Ny Tompo hampahery anao.

Feon’ny Filazantsara
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmad@blueline.mg
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.

Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :