Fandefasana horonan-tsarimihetsika an-kalamanjana

Samy nahazo ny anjarany ny sarangan’olona rehetra. Miezaka mitady hatrany ny fomba rehetra hitoriana ny Vaovao Mahafaly amin’ ireo mbola any ivelan’ny Fiangonana ny Feon’ny Filazantsara (FF). Nahararaotina noho izany ny fotoana nanatanterahana fampiofanana “Fampitaovana ny olona masina” tany amin’ny FLM Antsenavolo, Synodam-Paritany Anala ny 06-07 Oktobra nandefasana horonan-tsarimihetsika an-kalamanjana. Ny harivan’ny 06 Oktobra 2016 […]