Fandefasana horonan-tsarimihetsika an-kalamanjana


Samy nahazo ny anjarany ny sarangan’olona rehetra.

Miezaka mitady hatrany ny fomba rehetra hitoriana ny Vaovao Mahafaly amin’ ireo mbola any ivelan’ny Fiangonana ny Feon’ny Filazantsara (FF). Nahararaotina noho izany ny fotoana nanatanterahana fampiofanana “Fampitaovana ny olona masina” tany amin’ny FLM Antsenavolo, Synodam-Paritany Anala ny 06-07 Oktobra nandefasana horonan-tsarimihetsika an-kalamanjana. Ny harivan’ny 06 Oktobra 2016 moa no nanaovana izany ary nahatratra teo amin’ny 300 eo ho eo no olona tonga nanatrika, izay tena faly sy nankasitraka ny FF.

dsc_0379 dsc_0391
FILM an-kalamanjana tao Irondro
Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :