Programan’asa Fanasoavana

Fanolorana fitaovam-pianarana ho an’ireo ankizy sahirana tao amin’ny CEG Mananjary. Nandritry ny nanatanterahana ny fampiofanana “Fampitaovana ny olona masina” tany amin’ny FLM Antsenavolo, Fileovana Kianjavato, Synodam-Paritany Anala, ny 06-07 Oktobra 2016 teo dia nohararaotin’Atoa Andriamanjaka Daniel Talen’ny Feon’ny Filazantsara (FF) sy ny mpiara-miasa aminy ny nihaona tamin’ny Raiamandreny Pastora Ranaivosolo Jaona, Mpitondra Fileovana Mananjary. Ny […]