Fandaharana amin’ny Fampielezam-peo: “Henoy ny feony”

Miitatra any amin’ny faritra Avaratry ny Nosy Anisan’ny programa vokarin’ny Feon’ny Filazantsara natao hahatratra olona marobe indrindra ny fandaharana “Henoy ny Feony” izay alefa amin’ny Fampielezam-peo. Tanjon’ny FF noho izany ny hanitatra izany amin’ny faritra rehetra eto Madagasikara indrindra ireo faritra be Silamo. Misaotra an’Andriamanitra fa dia tanteraka soa aman-tsara ny fanitarana izany any Nosy […]