DIDY VAOVAO


“Fa izay mandinika ny lalàna tanteraka, dia ny lalàn’ny fahafahana, ka maharitra amin’izany raha tsy mpihaino manadino, fa mpanao ny asa, dia ho sambatra amin’ny asany izany olona izany.” Jakoba 1:25

– Natao ho fanomanana ny Testamenta Vaovao ny Testamenta Taloha. Jesosy no fahatanterahan’ny lalàna. Ny Testamenta Taloha no nanomezan’Andriamanitra ny Didy folo tamin’ny alalan’i Mosesy. Milaza ny tokony hataon’ny olona amin’Andriamanitra sy amin’ny olona ny Didy folo. Nosoratana tamin’ny vato fisaka ireo. Kanefa hoy Paoly: “ny soratra mahafaty, fa ny Fanahy no mahavelona” II Kor 3:6. Tsy manankery hamonjy antsika ny lalàna fa ny Fanahy no mahavonjy. Tokony hitodika amin’i Jehovah ny olony rehefa tsy nahatanteraka ny lalàna.
– Ny Lalàna tanteraka voalaza eto, na ny lalàn’ny fahafahana dia ny didim-pitiavana hoe “Tiava an’i Jehovah Andriamanitrao” sy ny hoe “Tiava ny namanao”. Didy nefa didim-pitiavana, ary fantatsika fa fehin’ny fahatanterahana ny Fitiavana. Azo ambara koa hoe didy vaovao. Ho fehin’izany ary dia: “Minoa an’i Jesosy Tompo dia ho vonjena ianao sy ny ankohonanao.”
Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

Feon’ny Filazantsara
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53

032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmad@blueline.mg
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: