Programan’asa Fanasoavana


Mitohy ny Asa ao amin’ny FLM.

Nahatratra zato mahery ireo zoky olona, ankizy ary Kristiana Tanora Loterana tonga niara-nivavaka sy notolorana lamba firakotra tao amin’ny FLM Ambohimandry Mandrosoa Famonjena, Fitandremana Arivonimamo, Fileovana 67 Ha Fahamarinana. Ny Talen’ny Feon’ny Filazantsara (FF) Andriamanjaka Daniel no nizara ny Tenin’Andriamanitra sy nanentanana ireo Tanora Kristiana hianatra ny Tenin’Andriamanitra. Nahatratra 23 ireo namaly ny antso ary nisoratra anarana hiroso amin’ny fianarana. Nanatrika feno izao fitsidihana sy fizarana lamba firakotra izao rahateo ny raiaman-dreny Pastora Hobinirina René, Mpitondra ny Fileovana 67 Ha Fahamarinana. Nankasitraka feno ny FF ireo olona tonga maro ireo ary maniry indrindra ny hitohizan’ny fiaraha-miasa amin’ny alalan’ny fandefasana horonan-tsarimihetsika any an-toerana.

dsc_0559 dsc_0563
Pastora Hobinirina René, Mpitondra ny Fileovana 67 Ha Fahamarinana Atoa Andriamanjaka Daniel, Talen’ny Feon’ny Filazantsara (FF)
???????????????????????????????????? dsc_0635
Tonga nankasitraka sy nanome voninahitra an’Andriamanitra ireo Kristiana
dsc_0648 dsc_0701
Feno fifaliana ireo rehetra nahazo ny anjarany Nanentanana ny KTLM hianatra ny Tenin’Andriamanitra hatrany Atoa Tale

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: