TIA ANAO JESOSY, MIANTSO ANAO IZY HIBEBAKA.


“Fa ny ditranao sy ny fonao tsy mibebaka no iraketanao fahatezerana ho anao amin’ny andro fahatezerana sy fampisehoana ny fitsaran’
Andriamanitra.” Romana 2:5

– Andriamanitra mety ho tezitra. Inona no anton’izany? Ny valiny: Ny fahotana, ny tsy finoana Azy koa dia efitra mampisaraka antsika amin’Andriamanitra. Io no miteraka ny fahatezerany. Mitarika ny fahatezerany ny ditra sy ny fo tsy mibebaka ao amintsika. Ny fibebahana dia ny alahelo anaty, fo torotoro sy mangorakoraka noho ny ota natao. Tsy ataon’Andriamanitra tsinontsinona izany fo torotoro sy mangorakoraka izany. Mihaino antsika izy.
– Ny “boatin-drakitra” (tirelire) dia fitehirizana rakitra. Misy boatin-drakitra hiraketana ny fahatezerana. Tsy vola intsony no tehirizina ao anaty boaty fa fahatezerana. Mitahiry ny fahatezeran’Andriamanitra ho amin’ny andro iray, fampisehoana ny fitsarany ny tsy fibebahana. Izao no fotoana ankasitrahana: Mibebaha! Mitaona antsika hibebaka ny hamoram-panahin’Andriamanitra. Mahereza ao amin’ny Tompo.

Feon’ny Filazantsara
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmad@blueline.mg
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: