NY FIANTRAN’NY RAY NY ZANANY


“Mety manadino ny zanany minono va ny vehivavy ka tsy hamindra fo amin’ny zanaka naloaky ny kibony? Eny, mety manadino ihany izy, Fa Izaho kosa tsy mba manadino anao.” Isaia 49:15

Io teny io no omen’i Jesosy Tompo anao amin”izao fotoana izao. Jehovah Andriamanitra tsy mba manadino anao, fantany ny zavatra rehetra mitranga eo amin’ny fiainanao, na fifaliana na fahoriana. Olona ihany ireny ka voafetra ny azony atao. Mety manadino ny zanany minono tokoa izy. Fa eto, Jehovah mihitsy no manome toky fa tsy manadino anao. Misy olana ve eo amin’ny iray tampo aminao, eo amin’ny Ray aman-dReninao, eo amin’ny fianaranao, eo amin’ny asanao, eo amin’ny fahasalamanao?. Jehovah Andriamanitra mihintsy no miteny aminao izao: Izaho kosa tsy mba manadino anao. Resaho Azy ary io zavatra manjo anao io: fa Izy hihevitra anao. Matokia fa eo ambany fahefàny izao rehetra izao.
Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

Feon’ny Filazantsara
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmad@blueline.mg
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: