Lycée Andoharanofotsy

Fanompoam-pivavahana ho fanokafana ny taom-pianarana 2016-2017 Ho fanombohana ny taom-pianarana 2016-2017, ny Lycée Andoharanofotsy dia nikarakara fotoam-pivavahana iraisam-pinoana ho fisaorana an’Andriamanitra sy ho fangataham-pitahiana ny taom-pianarana 2016-2017. Nasaina nanatrika izany ny Feon’ny Filazantsara (FF) izay nosoloin’Atoa Rakoto Rabehajaina Louis (Program Manager) sy Rtoa Raveromanana Lalao (Audience Relations) tena, ka nandray anjara fitenenana mahakasika ny Feon’ny […]