Lycée Andoharanofotsy


Fanompoam-pivavahana ho fanokafana ny taom-pianarana 2016-2017

Ho fanombohana ny taom-pianarana 2016-2017, ny Lycée Andoharanofotsy dia nikarakara fotoam-pivavahana iraisam-pinoana ho fisaorana an’Andriamanitra sy ho fangataham-pitahiana ny taom-pianarana 2016-2017. Nasaina nanatrika izany ny Feon’ny Filazantsara (FF) izay nosoloin’Atoa Rakoto Rabehajaina Louis (Program Manager) sy Rtoa Raveromanana Lalao (Audience Relations) tena, ka nandray anjara fitenenana mahakasika ny Feon’ny Filazantsara sy ireo sehatr’asa sahaniny, indrindra ny amin’ny “Fampianarana Soratra masina Ifandraisana”, “Cours Biblique par Corespondance”. Antenaina fa ho maro ireo mpianatra no ho resy lahatra hianatra ny Tenin’Andriamanitra, loharanom-pahendrena.

dsc_0957 dsc_0967

dsc_0973 dsc_0951

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: