MILA FITSAHARANA VE IANAO?


Manoro hevitra antsika ny Tenin’Andriamanitra. Hoy Jesosy: “Mankanesa aty amiko, hianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa izaho no hanome anareo fitsaharana.” Matio 11:28

Fitsaharana! Tsy maintsy miasa ny olona. Misy noho izany ireo mitotototo mitady asa, mihazakazaka, mivezivezy mitady zava-tsoa, nefa tsy nahita izay nahafa-po. Reraka, Tsy mahita fitsaharana. Miasa fatratra nefa tsy ao ilay tena fitsaharana ka dia reraka. Hoy Jesosy aminao: Mankanesa aty amiko, hianareo izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho hanome anareo fitsaharana. Raha omenao Azy io mavesatra aminao io , dia hosoloina entana maivana, ary hiditra amin’ny fitsaharany ianao. Omeny anao ny fitsaharany. Tsy mbola tena nanandrana ny nanome an’i Jesosy ny tena mavesatra aminao ve ianao? Andramo dia ho hitanao.
Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

Feon’ny Filazantsara
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmad@blueline.mg
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: