Horonan-tsarimihetsika

Jesosy Kristy no Tompo Faritra tena saro-dàlana ny mankany Ambohitompoina, tànana iray, sahabo ho eo amin’ny 100 Km mianatsimo miala an’Antananarivo. Ny Pastora Rado Lalaina Henintsoa Andrianomenjanahary no notendren’ny Synodam-Paritany Avaratrimania (SPAM) hitondra ny Fileovana Ambohitompoina. Miroso tanteraka amin’ny fanamafisana ny fampielezana ny Filazantsara any amin’io faritra io ny tenany sy ny Fiangonana ankehitriny satria […]