“NY ANARANY ATAONAO HOE JESOSY.”


Tenin’ny anjely tamin’i Maria io.

“Ary hoy ilay anjely taminy: Aza matahotra, ry Maria, fa efa nahita fitia tamin’Andriamanitra hianao. Ary, indro, hitoe-jaza hianao ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany dia hataonao hoe JESOSY.” (Lioka 1:30,31).

Izy no hamonjy ny olony ho afaka amin’ny fahotany. Fa tsy misy anarana hafa ambanin’ny lanitra nomena ny olona izay hahazoantsika famonjena. Efa voalaza tany amin’ny Testamenta Taloha ny momba an’io Zaza io. “Fa zaza no teraka ho antsika, zazalahy no omena antsika; Ary ny fanapahana dia eo antsorony, Ary ny anarany atao hoe Mahagaga, Mpanolo-tsaina, Andriamanitra mahery, Rain’ny mandrakizay, Andrian’ny Fiadanana!” (Isaia 9:5). Tena Andrian’ny Fiadanana tokoa satria raha vao mandre ny hira fahatsiarovana ny nahaterahany toy ny Krismasy dia tsaroana ny fiadanam-po entiny. Tsapanao ve izany?
Efa teraka ao amponao ve Jesosy?
Iza no manapaka ao amponao izao?
Inona ny fahagagana nentiny ho anao?
Raiso ho Mpanolo-tsaina anao Izy.
Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

Feon’ny Filazantsara
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmad@blueline.mg
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: