Fandaharanasa ho an’ny Tanora

Sekoly ambony ISPPS: Famoahana ireo mpianatra andiany faharoa Tsy mionona amin’ny fiaraha-miasa amin’ny Fiangonana ihany ny asa fitoriana ny Filazantsara ataon’ny Feon’ny Filazantsara (FF) fa dia mahenika ny Ivontoerana maro. Anisan’ireny ny Sekoly Ambony Institut Supérieur des Paramédicaux et Promotion de la Santé (ISPPS) izay manana Sekoly amin’ny Faritra roa (Antananarivo/Toliara). Nanasa ny solon-tenan’ny FF […]