Fandaharanasa ho an’ny Tanora


Sekoly ambony ISPPS: Famoahana ireo mpianatra andiany faharoa

Tsy mionona amin’ny fiaraha-miasa amin’ny Fiangonana ihany ny asa fitoriana ny Filazantsara ataon’ny Feon’ny Filazantsara (FF) fa dia mahenika ny Ivontoerana maro. Anisan’ireny ny Sekoly Ambony Institut Supérieur des Paramédicaux et Promotion de la Santé (ISPPS) izay manana Sekoly amin’ny Faritra roa (Antananarivo/Toliara). Nanasa ny solon-tenan’ny FF ny Filoha Tale Jeneralin’ny Sekoly, Atoa Ramanahirana Gérard ho tonga hanatrika ny famoahana ny Andiany faharoan’ireo mpianatra ho “Infirmièr, Sage-femme, Anesthésiste”. Ny fanirian’ny Tale Jeneraly moa dia ny hitohizan’ny fiaraha-miasa eo amin’ny lafiny “Fampianarana Soratra Masina Ifandraisana” izay ny atolotry ny FF ary ny fandraisana anjara amin’ny famelabelaran-kevitra maro samihafa hitaizana ny fiainam-panahin’ireo mpianatra.

? ?
Famoahana ireo mpianatra andiany faharoa
mrs-lalao-lhm-staff-awarding-diploma mr-gerard-ramanahirana-president-director-of-ispps
Rtoa Lalao ‘FF’, anisan’ireo nizara Diploma ho an’ny Mpianatra Atoa Ramanahirana Gérard, Filoha Tale Jeneralin’ny Sekoly ISPPS

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: