FIAINANA SA FAHATEZERANA?


“Izay mino ny Zanaka manana fiainana mandrakizay; fa izay tsy mino ny Zanaka dia tsy hahita fiainana, fa ny fahatezeran’Andriamanitra no mitoetra eo aminy.” Jaona 3:36

Ahoana tokoa no hahatongavan’ny finoantsika an’i Jesosy Kristy? Isika mbola tsy nahita Azy. Ny toriteny henontsika, sy ny Soratra Masina vakintsika, ny Soratra Masina rentsika, ny fanasitranana, ny fahagagàna ataony, ary ny asa ataony no manambara ny maha Andriamanitra velona Azy. Ny fiavahan’ny fiainan’ny olona mino an’i Jesosy sy ny tsy mino dia mandresy lahatra hanandrana izany Finoana izany. Tsy mandainga ny tenin’Andriamanitra manao hoe: Andramo ka izahao fa tsara Jehovah. Izay mino ny Zanaka no manana fiainana mandrakizay. Fa izay tsy mino ny Zanaka tsy hahita fiainana, fa ny fahatezeran’Andriamanitra no mitoetra eo aminy. Ny fahotana iainana no miteraka ny fahatezeran’Andriamanitra. Aoka ho raisintsika haingana ny fiainana mba tsy ho tratry ny masoandro milentika ny fitoerantsika eo ambany fahatezeran’Andriamanitra. Koa raha avy Jesosy moa hahita finoana va Izy?
Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

Feon’ny Filazantsara
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmad@blueline.mg
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.

Advertisements

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: