Horonan-tsarimihetsika ho fankalazana ny Krismasy 2016

Sampana Lehilahy Kristiana, FJKM Sabotsy Namehana Ho fanombohana ny fankalazana ny Krismasy, ny Sampana Lehilahy kristiana (SLK) ao amin’ny FJKM Sabotsy Namehana Atsinanantsena dia nangataka fiaraha-miasa tamin’ny Feon’ny Filazantsara amin’ny alalan’ny fandefasana Horonan-tsarimihetsika. Koa ny Alahady 11 Desambra 2016 dia nanasa ireo Kristiana sy ny manodidina ny Filohan’ny Sampana sy ireo mpiara-miasa aminy hijery ny […]