Horonan-tsarimihetsika ho fankalazana ny Krismasy 2016


Sampana Lehilahy Kristiana, FJKM Sabotsy Namehana

Ho fanombohana ny fankalazana ny Krismasy, ny Sampana Lehilahy kristiana (SLK) ao amin’ny FJKM Sabotsy Namehana Atsinanantsena dia nangataka fiaraha-miasa tamin’ny Feon’ny Filazantsara amin’ny alalan’ny fandefasana Horonan-tsarimihetsika. Koa ny Alahady 11 Desambra 2016 dia nanasa ireo Kristiana sy ny manodidina ny Filohan’ny Sampana sy ireo mpiara-miasa aminy hijery ny horonan-tsary mitondra ny lohateny “I Farakely sy ny Baiboliny”. Nahatratra teo ain’ny 300 eo ho eo ireo olona namaly ny antso nandray ny hafatra fonosin’ny Krismasy dia ny fahaterahan’ny Mpamonjy ilay fanomezana sarobidy ho an’ny olona rehetra.

dsc_0274 dsc_0272
Atoa Mamy, anisan’ireo mpitarika ny SLK ao amin’ny FJKM Sabotsy Namehana Atsinanantsena Atoa Jaona Martin « FF », nitarika ny fandefasana Horonan-tsarimihetsika
dsc_0283 dsc_0265
Mbola maro ireo liana amin’ny fijerena « Film ara-pilazantsara » toy izao
Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :