MAMIRAPIRATRA AO AMIN’NY MAIZINA NY MAZAVA


“Hamirapiratra amin’izay mipetraka ao amin’ny maizina sy ao amin’ny aloky ny fahafatesana.” Lioka 1:79a

Faminaniana nataon’i Zakaria io teny io raha vao nisokatra ny vavany. Moana izy noho ny tsy finoany ilay anjely nilaza taminy fa hiteraka Elizabeta vadiny izay momba. Tonga ho vavolombelona hanambara ny mazava i Jaona. Fa tsy I Jaona anefa no Ilay mazava fa vavolombelona nanambara ny Mazava ihany izy. Jesosy Kristy no Ilay mazava. Hoy Jaona: Indro ny Zanak’ondrin’Andriamanitra izay manaisotra ny fahotan’izao tontolo izao. Manala ny fanandevozana ataon’i Satana. Mamirapiratra amin’izay mipetraka amin’ny aloky ny fahafatesana I Jesosy Kristy. Jaona nanao batisan’ny fibebahana tamin’ny rano fa Jesosy kosa nanao batisan’ny Fanahy Masina, Izay manitsy ny dian’ny olona ho amin’ny làlam-piadanana. Jesosy Kristy no teraka ho Mpamonjy antsika. Isaorana anie ny Tompo Andriamanitry ny Isiraely; Fa nitsinjo ny olony Izy ka nanao fanavotana ho azy.
Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

Feon’ny Filazantsara
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmad@blueline.mg
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: