FLM Tanjombato Fiadanana Ararata


Fampahafantarana ireo nandray anjara tamin’ny fampiofanana “Fampitaovana ny olona masina”

Ho tohin’ny fampiofanana nokarakarain’ny Feon’ny Filazantsara (FF), niarahana tamin’ny Fitandremana Tanjombato ny 10-11 Novambra 2016, izay nahitàna solon-tena nandray anjara fito isa-piangonana; dia nisy ny fanehoana azy ireo teo anatrehan’ny Fitandremana ny Alahady 18 Desambra 2016. Izany dia notanterahin’ny mpiara-miasa avy ao amin’ny Foibe FF izay notarihin’Atoa Talé Andriamanjaka Daniel niaraka tamin’ny Pastora Randrianarison Henri René sy Rtoa Bodo ‘Volontaire FF’. Nohararaotina koa io fotoana io nampahafantarana ny Fiangonana ireo solon-tenan’ny mpianatra manaraka ny Fampianarana Soratra Masina Ifandraisana sy nanentanana ireo Kristiana hiroso amin’ny fianarana ny tenin’Andriamanitra.

dsc_0574 dsc_0584
Atoa Daniel Andriamanjaka (Talén’ny FF), maneho ireo nahavita Fiofanana sy ny solontenan’ireo mpianatra Soratra Masina eo anatrehan’ny Fiangonana Mankasitraka ny FF ny Pastora Henri René Randrianarison no sady manentana ny Kristiana hianatra ny tenin’Andriamanitra
Advertisements

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: