Horonan-tsarimihetsika ho fanokafana ny fankalazana ny Krismasy

Kristiana Tanora Loterana, Tanjombato Fiadanana ArarataTanora Ny 11 desambra 2016 no nanomboka ny fankalazan’ny FLM Tanjombato ny krismasy 2016. Ny Kristiana ao an-toerana moa no nikarakara sy nandrindra io fotoan-dehibe io koa dia nanasa ny Feon’ny Filazantsara izy ireo handefa ny horonan-tsarimihetsika “Ilay mpiandry ondry kely”. Maro ny namely ny antso satria dia nahatratra teo […]