Horonan-tsarimihetsika ho fanokafana ny fankalazana ny Krismasy


Kristiana Tanora Loterana, Tanjombato Fiadanana ArarataTanora

Ny 11 desambra 2016 no nanomboka ny fankalazan’ny FLM Tanjombato ny krismasy 2016. Ny Kristiana ao an-toerana moa no nikarakara sy nandrindra io fotoan-dehibe io koa dia nanasa ny Feon’ny Filazantsara izy ireo handefa ny horonan-tsarimihetsika “Ilay mpiandry ondry kely”. Maro ny namely ny antso satria dia nahatratra teo amin’ny efa-jato ireo nanatrika ny fotoana. Ny hafatry ny Soratra Masina hoan’ireo nijery ny horonan-tsary moa dia naneho fa ny fahaterahan’ny Mpamonjy dia fanomezana lehibe hoan’ny olona rehetra, koa inona kosa no fanomezana atolotrao azy?

dsc_0596 dsc_0625
Nanomboka ny Fankalazana ny Krismasy taona 2016

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s

%d bloggers like this: