MITSANGANA MIHAZAVA

« Mitsangàna mihazavà, fa tonga ny fahazavanao, ary ny voninahitr’i Jehovah efa miposaka aminao. » Isaia 60:1 Io no fiarahabana anao amin’izao fiatrehana ny taona vaovao izao. Efa tonga tokoa ny fahazavànao, dia Ilay Teny tonga nofo. Nomen’ny Tompo anao ireo teniny nandritra ny taona. Tia anao Jesosy, ary fitiavana mandrakizay no efa nitiavany anao. Ao ireo […]