MITSANGANA MIHAZAVA


« Mitsangàna mihazavà, fa tonga ny fahazavanao, ary ny voninahitr’i Jehovah efa miposaka aminao. » Isaia 60:1

Io no fiarahabana anao amin’izao fiatrehana ny taona vaovao izao. Efa tonga tokoa ny fahazavànao, dia Ilay Teny tonga nofo. Nomen’ny Tompo anao ireo teniny nandritra ny taona. Tia anao Jesosy, ary
fitiavana mandrakizay no efa nitiavany anao. Ao ireo asan’ny maizina misy: vono olona, halatra, fijangajangana,…manodidina antsika. Kanefa matoky anao Jesosy, manantena anao ny Tompo. Mazava ianao noho ny Teniny. Mitsangàna, mihazavà. Indro ny aizina, manarona ny tany, ary ny aizim-pito manarona ny firenena; fa aminao no iposahan’i Jehovah, ary aminao no isehoan’ny voninahiny.
Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

Feon’ny Filazantsara
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmad@blueline.mg
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.

Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :