Horonan-tsarimihetsika

FLM Soalandy Mitombo hatrany ny fiaraha-miasan’ny Feon’ny Filazantsara (FF) amin’ny Fiangonana Loterana Malagasy. Mitohy noho izany ny fandefasana horonan-tsarimihetsika. Tamin’ity indray mandeha ity dia tany amin’ny FLM Soalandy, Fitandremana Tanjombato, 50 Km miala an’Antananarivo no nandefasana ny horonan-tsarimihetsika “Jesosy avy any Nazareta”. Nahatratra teo amin’ny valo-polo eo ho eo ireo ankizy tonga nijery izany. Nisy […]