Horonan-tsarimihetsika


FLM Soalandy

Mitombo hatrany ny fiaraha-miasan’ny Feon’ny Filazantsara (FF) amin’ny Fiangonana Loterana Malagasy. Mitohy noho izany ny fandefasana horonan-tsarimihetsika. Tamin’ity indray mandeha ity dia tany amin’ny FLM Soalandy, Fitandremana Tanjombato, 50 Km miala an’Antananarivo no nandefasana ny horonan-tsarimihetsika “Jesosy avy any Nazareta”. Nahatratra teo amin’ny valo-polo eo ho eo ireo ankizy tonga nijery izany. Nisy koa moa fanentanana mikasika ny Fampianarana Soratra Masina Ifandraisana vokarin’ny FF nataon’ny talen’ny FF, Atoa Andriamanjaka Daniel, nisy folo ireo resy lahatra hianatra ny Tenin’Andriamanitra.

dscf6668
Anisan’ireo fitoriana mahomby koa ny fandefasana horonan-tsarimihetsika ara-pilazantsara
Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :