Fiaraha-miombon’antoka Fiangonana/Feon’ny Filazantsara


Miha mivelatra hatrany ny fiarahamiasan’ny Feon’ny Filazantsara amin’ny Synodam-Paritany hafa

Ny fikendren’ny FF dia ny hanitatra hatrany ny fiaraha-miasany amin’ireo Synodam-Paritany ao anatin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana. Misaotra an’Andriamanitra lehibe fa dia tanteraka soa aman-tsara ny Seminera Fampiofanana antsoina hoe “Fampitaovana ny olona masina” tany amin’ny FLM Toby Nenilava Synodam-Paritany Faradofay (SPFa) ny 18, 19 Janoary 2017. 16 ireo mpandray anjara avy amin’ny Fiangonana fito ao anaty Fitandremana fito. Tonga nanotrona sy nandray anjara mavitrika nandritra ny fampiofanana moa ireo Pastora fito mirahalahy Mpitondra ireo Fitandremana dia: Pastora Zafindrajoanasy Idéal, Pastora Randrianambinina Jeannot, Pastora Rakotomalala Ephrem Jerome, Pastora Randriantseheno Mampiandra, Pastora Rambinimanana Alphonse, Pastora Naivoson Gilbert, ary Pastora Rajaoferson Léonard sady Tonian’ny tafika masina Maharitra SPFa. Nankasitraka sy nahazo hery ny rehetra satria dia namaly tokoa ny hetahetan’izy ireo na ny mpiofana na ny Pastora ny votoatin’ny fampiofanana dia ireo fomba maro samihafa entina hampahomby ny asa Fitoriana sy ny maha zava-dehibe ny hahafehezan’ny mpiantafika ny Fifandraisana.

? ?
? dsc_0297
dsc_0304 dsc_0330
? dsc_0406
? dsc_0398
dsc_0248 dsc_0263
dsc_0415 dsc_0432
dsc_0461 dsc_0467
dsc_0480 dsc_0553
Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :