FANAMARINANA MANERY HIADY


« Koa amin’izany, satria efa nohamarinina tamin’ny finoana isika, dia aoka isika hanana fihavanana amin’Andriamanitra amin’ny alalan’I Jesosy Kristy Tompontsika. » Romana 5:1

Nohamarinina tamin’ny finoana isika, finoana an’i Jesosy. Vita fihavanana amin’Andriamanitra Ray. Kanefa fihavanana tsy maintsy arovana, satria misy fahavalo. Ny fahotana no mampisaraka antsika amin’Andriamanitra. Malahelo Izy rehefa manota isika ary mitarika ny fahatezerany mihitsy aza ny fahotana indrindra ny fahotana iniana atao. Ady isan’andro ary no atrehintsika. Halan’izao tontolo izao ny zanak’Andriamanitra satria tsy naman’izao tontolo izao. Mijoro ho fahavalon’ny zanak’Andriamanitra koa ny nofony izay manohitra ny Fanahy. Nefa aoka hatoky fa mampandresy ny olony amin’ny ady ny fihavanany amin’Ilay Andriamanitra Ray. Avaozy isan’andro io Fihavanana sarobidy izay avy amin’i Jesosy io. Jesosy hampandresy anao amin’ny adinao.

Feon’ny Filazantsara
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmad@blueline.mg
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.

Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :