Programan’asa Fanasoavana


Nonolotra vary ireo ankizy sahirana ao amin’ny Akany Fifampandrosoana Ambodin’Isotry ny Feon’ny Filazantsara (FF)

Tsara ny mampahatsiahy fa anisan’ireo mpiara-miasa tamin’ny (FF) ny Akany Fifampandrosoana Ambodin’Isotry tamin’ny alalan’ny fandefasana horonan-tsarimihetsika. Tapaka anefa izany fiaraha-misa izany ny volana Jona 2014 noho ny antony samihafa. Nahatsiaro ireo ankizy sy tanora sahirana beazina ao amin’ny Akany ny FF koa ho fanamarihana ny fankalazana ny Noely 2016, ny Talen’ny FF, Atoa Andriamanjaka Daniel sy ny mpiara-miasa aminy dia nanolotra vary 4 gony ho azy ireo ny 21 Desambra 2016. Feno fifaliana sy fankasitrahana tanteraka ireo ankizy nahatratra 150 eo ho eo, ny Talen’ny Akany ary ireo mpanabe tamin’ny fanomezana . Maniry moa izy ireo ny hiverenan’ny fiaraha-miasa.

dsc_0707 dsc_0719
Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :