ANDRIAMANITRA MANAMASINA


« Hatry ny fony hianao tsy mbola noforoniko tany an-kibo no efa fantatro; ary fony hianao tsy mbola teraka no efa nohamasiniko. » Jeremia 1:5

Aza kivy hianao, fa raha mbola tsy noforonina tany ankibo dia efa fantatr’Andriamanitra, fantany ny manjo anao, fantany ny olana rehetra mahazo anao, fantany na dia ny fahorianao aza.Tsy miafina aminy ny fahalemenao sy ny tsy fahatanterahanao. Efa nifidy anao ny Tompo Jesosy. Koa matokia Azy. Isika no mivadibadika fa Izy tena mahatoky tokoa . Manavao ny Teniny aminao ny Tompo anio. Aza misalasala, miverena Aminy fa efa nanavotra anao Izy. Fony hianao tsy mbola teraka no efa nohamasiny. Na dia tamin’ny ota aza no notorotoronina anao, ary na dia efa nanota aza, dia ampy hanadio anao ny ràny. Jesosy hampahery anao.

Feon’ny Filazantsara
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmad@blueline.mg
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.

Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :