Fandefasana Film tamin’ireo ankizy eny Andoharanofotsy


Tao anatin’ny fankalazana ny Krismasy sy ho fitoriana ny Filazantsara tamin’ireo ankizy sahirana eny Andoharanofotsy, toerana fonenan’ny Atoa Louis, Talen’ny Programa eto amin’ny Feon’ny Filazantsara dia nandefa ilay sarimihetsika tantaran’i JESOSY araka ny Filazantsaran’i Lioka tamin’ireo ankizy ireo izy ny volana desambra 2016 lasa teo. Ankizy 79 no tonga nanatrika izany. Hita fa tena nahaliana azy ireo tokoa ny nahalala bebe kokoa ny fiainan’I Jesosy sy ny asam-pamonjena nataony. Nisy fifanakalozan-kevitra taorian’ny fandefasana ilay film ary tena nandray anjara mavitrika tamin’izany ireo ankizy ireo.

? dsc_0397
Nifanakalo hevitra niaraka tamin’Atoa Louis iteo ankizy
taorian’ny fandefasana Horonan-tsarimihetsika
Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :