FJKM Kristy Fiainana Bemasoandro

Fanolorana sertifika ireo mpianatra nahavita ny “Fampianarana Soratra Masina Ifandraisana (FSMI)” Efa nanaomboka ny taona 2005 ny fiaraha-miasa teo amin’ny FJKM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy, iandraiketan’Atoa Botofanjely Samuel, Mpitandrina tamin’ny alalan’ny FSMI. Koa ny Alahady 5 Febroary 2017 nandritra ny fotoam-pivavahana no nanolorana ny sertifikan’ireo mpianatra sivy mirahavavy nahavita ny fianarana ny Tenin’Andriamanitra. Nohararaotin’Atoa Jean […]

Famangiana Fiangonana: Chapelle Militaire Ampahibe

“Fa aina hoan’ny mahazo azy izy Ary fahasalamana ho an’ny nofony rehetra” Ohabolana 4:22 Amin’ny maha Chapelle Militaire azy dia maro amin’ireo miaramila sy ny vady aman-janany no mivavaka ao. Atoa R. David (Kolonely misotro ronono) izay manana andraikitra lehibe ao amin’ny Fiangonana dia tena resy lahatra tokoa fa laharam-pahamehana ho an’ny Fiangonana ny Fitoriana […]