Famangiana Fiangonana: Chapelle Militaire Ampahibe


“Fa aina hoan’ny mahazo azy izy Ary fahasalamana ho an’ny nofony rehetra” Ohabolana 4:22

Amin’ny maha Chapelle Militaire azy dia maro amin’ireo miaramila sy ny vady aman-janany no mivavaka ao. Atoa R. David (Kolonely misotro ronono) izay manana andraikitra lehibe ao amin’ny Fiangonana dia tena resy lahatra tokoa fa laharam-pahamehana ho an’ny Fiangonana ny Fitoriana ny Filazantsara ary mikely aina fatratra ny amin’izany izy. Eo anatrehan’ny fizahan-toetra maro lalovan’ny tsirairay dia tsy te hitazona ho azy irery ireo zava-tsoa marobe noraisiny tamin’ny Tenin’Andriamanitra izy, koa dia niangavy ny solon-tenan’ny Feon’ny Filazantsara (FF) hanentana sy hamporisika ary hampahery ireo mpianatra katekomena, Kristiana hianatra ny Tenin’Andriamanitra amin’ny alalan’ny “Fampianarana Soratra Masina Ifandraisana” na ny “Cours Biblique par Correspondance” vokarin’ny FF ny Alahady 11 Desambra 2016. Efa nisy ireo namaly ny antso koa dia izy no “volontaire” FF ao amin’ny Chapelle Militaire izao. An-kafaliana tanteraka no hanompony Ilay naniraka azy.

the-military-chapel-ampahibe col-david-lhm-volunteer-and-lalao-lhm-staff
Chapelle Militaire Ampahibe R. David (Kolonely misotro ronono) « Volontaire FF » sy Rtoa Lalao no nitondra fanentanana mahakasika ny fianarana Soratra Masina karakarain’ny FF
? the-christians
Maro tamin’ireo Kristiana nanatrika no efa niroso sahady tamin’ny fianarana
« Cours Biblique par Correspondance »
Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :