FJKM Kristy Fiainana Bemasoandro


Fanolorana sertifika ireo mpianatra nahavita ny “Fampianarana Soratra Masina Ifandraisana (FSMI)”

Efa nanaomboka ny taona 2005 ny fiaraha-miasa teo amin’ny FJKM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy, iandraiketan’Atoa Botofanjely Samuel, Mpitandrina tamin’ny alalan’ny FSMI. Koa ny Alahady 5 Febroary 2017 nandritra ny fotoam-pivavahana no nanolorana ny sertifikan’ireo mpianatra sivy mirahavavy nahavita ny fianarana ny Tenin’Andriamanitra. Nohararaotin’Atoa Jean Fidèle, mpiara-miasa an-tsitrapo FF moa io fotoana io nanentanana sy namporisihina ireo Kristiana hazoto hianatra ny Tenin’Andriamanitra

sary-insertion-fidele-jpeg
Atoa Botofanjely Samuel, Mpitandrina FJKM Bemasoandro Itaosy Sy Atoa Jean Fidèl, « Volontaire FF » no nizara ny Sertifika ho an’ireo Mpianatra 9
Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :