Fihaonan’ny mpiara-miasa an-tsitrapo Feon’ny Filazantsara (FF)

Noho ny fahatratrarana ny taona vaovao 2017, Atoa Daniel Talen’ny FF sy ny mpiara-miasa aminy ary ireo mpiara-miasa an-tsitrapo FF eto amin’ny faritra Antananarivo sy ny manodidina dia nihaona tao amin’ny Foibe FF ny Sabotsy 4 Martsa 2017 lasa teo. Fihaonana izay natokana indrindra hitondrana am-bavaka ny taona vaovao 2017 sy ny asa fanompoana ataon’ny […]