Fihaonan’ny mpiara-miasa an-tsitrapo Feon’ny Filazantsara (FF)


Noho ny fahatratrarana ny taona vaovao 2017, Atoa Daniel Talen’ny FF sy ny mpiara-miasa aminy ary ireo mpiara-miasa an-tsitrapo FF eto amin’ny faritra Antananarivo sy ny manodidina dia nihaona tao amin’ny Foibe FF ny Sabotsy 4 Martsa 2017 lasa teo. Fihaonana izay natokana indrindra hitondrana am-bavaka ny taona vaovao 2017 sy ny asa fanompoana ataon’ny tsirairay isan-toerana (Fiangonana, Sekoly, Fikambanana, Fonja). Fotoana ihany koa nisaorana sy nankasitrahana ireo mpiara-miasa an-tsitrapo amin’ny fanoloran-tenan’izy ireo ary fanamafisana ny fitohizan’ny fiaraha-miasa. Nampahatsiahivina nandritra izany koa ireo fitaovam-pifandraisana (media) vokarin’ny FF azo ampiasain’ny tsirairay ho fampandrosoana ny Filazantsara. Nahatrara 62 ireo mpiara-miasa an-tsitrapo nanatrika ny fotoana.

Manohana hatrany ny asan’ny Fiangonana ny FF, hoy ny avy ao amin’ny Foibe
Naneho ny fahavononany indray ireo « Volontaires » FF tonga teto
Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :