MANASITRANA NY ARETINTSIKA REHETRA IZY

« Ary niandrandra ny lanitra Izy, dia nisento ka nanao taminy hoe: Efata, izany hoe: Maladia. Dia nalady ny sofiny, sady voavaha ny fatoran’ny lelany, ka dia nahateny tsara izy. » Marka 7:34-35 Ny hitantsika eto dia Jesosy manana fifandraisana velona amin’ny Rainy; niandrandra ny lanitra Izy. Na dia tena Andriamanitra aza Izy dia mivavaka amin’izay ataony […]