“Henoy ny feony”


Fandaharana isan-kerinandro amin’ny fampielezampeo

Noho ny andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy sy ny jobily faha 150 taonan’ny Reformasiona ary ny faha 150 taonan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (FLM) dia naompana tamin’ny lohahevitra hoe “Ny Reformasiona sy ny vehivavy” ny fandaharana “Henoy ny feony” tamin’ity vola martsa 2017 ity. Izany dia alefa amin’ireo onjam-peo 10 miara-miasa amin’ny Feon’ny Filazantsara manerana ny Nosy. Vehivavy teolojiana telo sady tompon’andraikitra eo anivon’ny Fiangonana Loterana Malagasy no nasaina mba hamelabelatra izany lohahevitra izany: Rtoa Saholinirina Jeannine, Mpanolotsainan’ny Fikambanam-behivavy Loterana Malagasy (FBL) sady vadin’ny Filohan’ny FLM, sy Rtoa Toromare Mananato Tonia lefitry ny FLM ary Rtoa Rabaonirina Esther, Tonian’ny FBL Nasionaly.

Rtoa Saholinirina Jeannine, Mpanolotsainan’ny Fikambanam-behivavy Loterana Malagasy (FBL) sady vadin’ny Filohan’ny FLM Rtoa Toromare Mananato Tonia lefitry ny FLM
Rtoa Rabaonirina Esther, Tonian’ny FBL Nasionaly
Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :