Fiaraha-miombon’antoka Fiangonana/Feon’ny Filazantsara

Seminera Fampiofanana “Fahaiza-mitarika sy Fifandraisana” Ho tohin’ny fangatahan’i Pastora Andrianarivonirina Dieu Donné, Mpitondra Fileovana Ambalavao Tsienimparihy (SPAf) ny amin’ny hanatanterahana Fampiofanana mikasika ny “Fahaiza-mitarika sy Fifandraisana” ho an’ireo Filohan-tsampana sy departemanta; dia tontosa soa aman-tsara izany ny 22-23 Martsa 2017, tao amin’ny FLM ambalavao Tsienimparihy. Marihina fa Fampiofanana farany ho an’ny taom-piasana 2016/2017 (Jona 2016–May […]