Fiaraha-miombon’antoka Fiangonana/Feon’ny Filazantsara


Seminera Fampiofanana “Fahaiza-mitarika sy Fifandraisana”

Ho tohin’ny fangatahan’i Pastora Andrianarivonirina Dieu Donné, Mpitondra Fileovana Ambalavao Tsienimparihy (SPAf) ny amin’ny hanatanterahana Fampiofanana mikasika ny “Fahaiza-mitarika sy Fifandraisana” ho an’ireo Filohan-tsampana sy departemanta; dia tontosa soa aman-tsara izany ny 22-23 Martsa 2017, tao amin’ny FLM ambalavao Tsienimparihy. Marihina fa Fampiofanana farany ho an’ny taom-piasana 2016/2017 (Jona 2016–May 2017) izy ity. Nahatratra 24 ireo nandry anjara izay samy manana andraikitra lehibe eo anivon’ny Fingonana. Nanotrona sy nandray anjara feno nandritry ny fampiofanana ary ny fanompoam-pivavahana fanombohana sy famaranana ireo raiamandreny Pastora mirahalahy dia: Pastora Randrianarivonirina Dieu Donné Mpitondra Fileovana sy Pastora Randrindromanjaka Malalaniaina Désiré, Mpitondra Fitandremana Tsomotsoy. Nahaliana ny rehetra ny votoatin’ny fampiofanana satria dia tandrify indrindra amin’ny maha pitarika tompon’andraikitra azy ireo. Nofaranana tamin’ny fizarana sertifika ho an’ireo mpiofana ny fotoana.

Tao amin’ny FLM ambalavao Tsienimparihy no nanaovana ny Fampiofanana
Past. Andrianarivonirina Dieu Donné nitarika ny fanompoam-pivavahana fanombohana
Atoa Daniel, Talen’ny Feon’ny Filazantsara
Atoa Louis, Tompon’andraikitry ny Programa
Past. Randrindromanjaka Malalaniaina Désiré nitarika ny fanompoam-pivavahana famaranana Fiaraha-naka sary
Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :