Fandaharan’asa ho an’ny Tanora


Andron’ny « Clubs », Lycée Nanisana

Toy ny fanao isan-taona dia mankalaza ny andron’ny Club ireo Club miisa valo ao amin’ny Lycée Nanisana. Ny Talata 07 Febroary no nanatanterahin’ny Club Feon’ny Filazantsara izany izay naompana tamin’ny fampirantiana ireo sary marobe mampahafantatra ireo fandaharan’asa notanterahin’izy ireo nandritra ny taona maro. Nasaina ireo mpianatra mba hitsidika ny efin-trano fampirantiana. Taorian’izany dia nisy ny kilalaon-tsaina izay nalaina tao amin’ny Baiboly nifaninanan’ireo mpikambana.

Fampirantiana ireo sary marobe mampahafantatra ny fandaharan’asa notanterahin’i « Club FF » no nanamarihana ny andron’izy ireo
teto amin’ny Lycée Nanisana
Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :