Tohin’ny Fampiofanana


“Fahaiza-mitarika sy Fifandraisana”

Taorian’ny Fampiofanana “Fahaiza-mitarika sy Fifandraisana” izay notanterahin’ny Feon’ny Filazantsara tany amin’ny FLM Ambalavao Tsienimparihy ny 22, 23 Marsa 2017 dia roa tamin’ireo mpiofana niaraka tamin’ny Pastora Randianarivonirina Dieu Donné (Mpitondra Fileovana Ambalavao Tsienimparihy) no nizara ny Tenin’Andriamanitra sy ireo hevi-dehibe manan-danja novohizina nanditry ny Fampiofanana tamin’ny mponina any ambanivolon’ny Vohitsaoka. Tamim-pifaliana sy fahalinana tanteraka no nandraisan’izy ireo izany. Nahatratra teo amin’ny zato eo ho eo ireo olon-dehibe sy ankizy tonga nandray ny hafatra.

Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :