Ireo mpiara-miasa an-tsitrapo amin’ny Feon’ny Filazantsara (FF) sy ny fanoloran-tenany


Amim-pitiavana sy amin’ny fanoloran-tena lehibe no hanompoan’ireo mpiara-miasa an-tsitrapo an’Andriamanitra. Mahatratra eo amin’ny 60 eo ho eo ireo mpiara-miasa an-tsitrapo FF avy eto amin’ny faritra Antananarivo sy ny manodidina. Mankahery sy mamporisika azy ireo hatrany ireo mpiasa eo anivon’ny Foibe FF amin’ny hitohizan’ny fiaraha-miasa dia ny fitoriana ny Filazantsara amin’ny alalan’ny “Fampianarana Soratra Masina Ifandraisana (FSMI)” atolotry ny FF. Satria Jesosy no nifidy sy nanendry antsika handeha sy hamoa koa dia samy manaiky sy resy lahatra ny rehetra ary manambara fa: “Isika tsy maintsy manao ny asan’Izay naniraka Ahy, raha mbola antoandro; avy ny alina, ka tsy mahazo miasa ny olona.” Jaona 9: 4. Noho izany dia miezaka mandalo tsy tapaka ao amin’ny Foibe FF izy ireo manatitra sy maka ireo Laza Adin’ny mpianatra FSMI iandraiketany.

Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :