“Henoy ny feony”


Fandaharana isan-kerinandro amin’ny fampielezampeo

Ao anatin’ny fankalazana ny Pasaka ny volana Aprily 2017 sy ny jobily faha 500 taonan’ny Reformasiona ary ny faha 150 taonan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (FLM) dia naompana tamin’ny lohahevitra hoe “Ny Reformasiona sy ny Filazantsara” ny fandaharana “Henoy ny feony” tamin’ity volana Aprily 2017 ity. Izany dia niresahana indrindra mahakasika ireo teny dimy nanamarika indrindra ny Reformasiona dia ireto avy: 1. Soratra Masina irery ihany; 2. Finoana irery ihany; 3. Fahasoavana irery ihany; 4. Jesosy irery ihany; 5. Voninahitr’Andriamanitra irery ihany. Mpanompon’Andriamanitra roa eo anivon’ny FLM no nasaina mba hamelabelatra izany: Pastora Dr Razafindrakoto Georges, Filohan’ny Synodam-Paritany Antananarivo sy Pastora Randimbison Jacques Euloges, mitondra ny Fitandremana FLM Ambohimasina Itaosy.

Pastora Dr Razafindrakoto Georges, Filohan’ny Synodam-Paritany Antananarivo
Pastora Randimbison Jacques Euloges, mitondra ny Fitandremana FLM Ambohimasina Itaosy
Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :